❌ALERTE HOAN'I ZANAK'I TOLIARA MANOLOANA NY FANDALOVAN'I NTSAY CHRISTIAN HANERY BASE TOLIARA❌

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 11 апр 2025
  • Manasa anao hi-s'abonner amin'ny chaîne youtube-tsika hatrany: / @masomadagascartv
    Contact: tanikogasikara@gmail.com

Комментарии • 8

  • @ramamisonalainyvon8204
    @ramamisonalainyvon8204 46 минут назад +1

    Rio tinto izany akory

  • @manjakamiadana5554
    @manjakamiadana5554 29 минут назад +1

    Mitsangana iaby isika riaha ! Antimo atsinana aroy igny tsy nisy fampandrosoa nindesiny ka mbo hampia antimo andrefa koa ? Akatonareo trano areo r'ikiahy fa mpandrava sy dahalo ro hampiliry an-trano hangala ty hanana areo ao ! Toliara ho an'ny Vezo sy Masikoro sy Tanalana sy Mikea sy Antanosy sy Tandroy ka arovinareo taninareo gea !

  • @deglingator6330
    @deglingator6330 59 минут назад +1

    Aza manaiky ny famoretana

  • @deglingator6330
    @deglingator6330 Час назад

    Aza manaiky ry vahoaka malagasy rehetra eto madagasikara fa mitsangana daholo

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 Час назад +1

    Sakatia# base Tulear et après s!!! So nous ne les arretons pas, ils vont vendre tout Madagascar ! O le roa a! Mifohaza!

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 45 минут назад +1

    Tsy tika baka atimo atoy avao ty ho azon-doza satria izao :
    - Laha fa rehetse i ahetsey, akore ty fiompia i aombey hihahake ahetse " contaminé ". Ka hatao akore ty mitava hihinan-kena " radioactif ". Io kea tsy ho ao Toliara avao satria alefa kea Antananarivo any i aombey e, ka tsy Toliara avao ty ho voa fa tika gasy iaby.
    - hoy zay kea ty fambolea satria mate iaby tane fambolea rey ka ty vokatse azo " contaminé " iaby kea. Ka hihina riha mate, tsy hihina riha mate.
    - hoy zay kea fia andriake rey satria rano amokara an’io faseke reo " contaminé " kea ka mikororoso andriake agne.
    - tioky antimo io kea magnaparitake vovoke " contaminé " reo. Tsy mahay " frontière " zao ty tioke.
    - hoy zay kea aze te hiasa ao reo, ho mate ty " radioactivité "
    Ka ino ty dika izao?
    Tohero mafe fa raty io.
    Ty fanegnena tsy aloha fa afara.
    Aleony misoroke toy izay mitsabo.

  • @razafindraveloflorentine642
    @razafindraveloflorentine642 Час назад

    Ka mba raha forceva kea raha toa lahy

  • @deglingator6330
    @deglingator6330 Час назад

    Ianareo no nampahantra ny vahoaka eraky madagascar ka aza miantsaraveltsia eo e mbola tsy mety foana angaha ny goninareo ao aminy fanjakana mpanao bizina ireo